Entry (1/2) | 1 bakatraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Bakaka be tsy soa [1.1] 4 Vaventy sy bakaka [1.13] |
Explanations in French |
5 Grossier [1.13] |
Examples |
6 Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly. [2.472] |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word bakatraka |
Entry (2/2) | 8 bakatraka |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Botany |
Explanations in French |
11 Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [1.196] |
Updated on 2020/07/31 |