|
|
|
|

Entry (1/2)1  banky
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) [1.1]
Analogs  4  foan-tanana, majifa ny fananana, lany fatotra amam-pondrana, tsy am-bariraiventy, kisoa bory rambo, tsy kitay tsy vary maina, tsy filo tsy fihatsaka, tsy kibay tsy fively, mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa

Entry (2/2)5  banky
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
8  andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
Explanations in French  9  banque [1.13]
Vocabulary  10  Economy: finances, management
Compound words 

Anagrams  14  banky, bikan, binak

Updated on 2023/08/11