Entry |
banky
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty)
[1.1]
|
|
Entry |
banky
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray [1.1]
|
| Andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray [1.13]
|
Explanations in French | Banque [1.13]
|
/m:web>
/m:web>
/m:web>
Vocabulary |
Compound words |
|
Origin | French: banque.
|
Web |
|
|