Entry | baria | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10] | ||
Examples | Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka.
[2.587] | ||
Vocabulary | Zoology: mammals | ||
Compound words |
| ||
Entry | baria | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò Mpikarama manao asa vaventy Mpiasa madinika ao an-trano [1.10] | ||
Explanations in French | [Tankarana] Matelot [1.19] | ||
Vocabulary | Navigation | ||
Synonyms | baharia | ||
Anagrams | araby, baray, baria |
Updated on 2023/12/31 |