|
|
|
|

Entry1  belza
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
4  Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1]
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  belzika

Updated on 2020/07/31