Entry | 1 besisika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [1.1] |
Vocabulary |
4 Zoology: fishes |
Updated on 2020/07/31 |