Entry | bolivianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo):
Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina [1.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: bolivien. | |
Analogs | Bolivia | |
Updated on 2020/07/31 |