Entry (1/2) | 1 botanaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony 4 Mivonto na mibontsina. [1.1] |
Explanations in French |
5 énorme, boursouflé, ventru [1.3#87] |
Derivatives |
|
Other spellings | 8 botataka |
Synonyms | 9 botinaka |
Entry (2/2) | 10 botanaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1] |
Vocabulary |
13 Zoology: invertebrates |
Anagrams | 14 atabonak, botanaka, nabatako, natabako, natakoba, natobaka, tabonaka |
Updated on 2023/01/18 |