Entry | 1 damadama |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Vatolampy na tany tsy misy zavamaniry eny amoron-dranomasina izay voasafotry ny rano rehefa misondrotra ny ranomasina ary miseho kosa rehefa mihemotra ny ranomasina |
Vocabulary |
4 Geography: (in general) |
Updated on 2020/07/31 |