|
|
|
|

Entry1  demony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony dia ireo anjely niodina tamin' Andriamanitra ka mikely aina lalandava hitarika ny olombelona ho amin' ny ratsy mba hamarina azy any amin' ny afobe miaraka aminy
Olona ratsy fanahy mitarika ny sasany ho amin' ny ratsy
Explanations in French  4  [1.3] Démon, diable
fig. mauvais sujet
Vocabulary  5  Religions, Beliefs

Updated on 2020/07/31