Entry | 1 difiteria |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty [1.1] |
Vocabulary |
4 Health |
Updated on 2020/07/31 |