|
|
|
|

Entry1  dimbinantsy (dimby)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: grass
Explanations in Malagasy  4  Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamydimbinantsy) [1.1]
Explanations in English  5  The after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle. See kolokolo [1.2]
Explanations in French  6  (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau). Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [1.196]
Compound words 

Updated on 2020/07/31