|
|
|
|

Entry (1/2)1  divay
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: food
Explanations in Malagasy  4  Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro [1.1]
Explanations in English  5  Wine [1.7]
Explanations in French  6  Vin [1.8]
Examples  7  Omeo divay izahay! [2.285#]
8  Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#]
Article  9  Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)10  divay
Part of speech  11  noun
Vocabulary  12  Botany
Explanations in Malagasy  13  Karazan-kazo salasala [1.1]
Explanations in French  14  Ketmie oseille [1.1]
15  (du français « du vin »). [1.196]
16  Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [1.196]
17  Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [1.196]
Scientific name 

Updated on 2024/05/18