Entry (1/3) | 1 doany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1] 4 toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French |
5 résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 9 doany |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana 12 Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1] |
Synonyms | 13 ladoany |
Entry (3/3) | 14 doany |
Root | 15 doana |
Part of speech | 16 imperative of passive verb doanana [Full list] |
Anagrams | 17 adino, anôdy, aodin, daino, doany, donai, donay, donia, idona, indao, nadio, naodi, niado, nodia, odian, odina |
Updated on 2020/07/31 |