|
|
|
|

Entry1  eoropeanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina
Vocabulary  4  Geography: countries, people
Analogs  5  eoropa

Updated on 2024/12/12