|
|
|
|

Entry1  espaniola
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola
4  Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1]
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  espaina

Updated on 2020/07/31