|
|
|
|

Entry (1/3)1  etona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1, 1.78] setroka
Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
Explanations in English  4  [1.7] vapor, smoke, steam
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.5] fumée, vapeur
6  [1.3] chaleur suffocante, étouffée
odeur forte, parfum qui se répand au loin
7  [1.5] gaz
Examples  8  Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472]
9  Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  fofon-drano
Compound words 

Entry (2/3)25  etona
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  [1.196] (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte.
Vocabulary  28  Botany

Entry (3/3)29  etoña
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  [1.78] [Tambahoaka] lalana, lalan-kely
Synonyms  32  hetoña

Anagrams  33  aneto, etoña, etona, natoe, oteña, tenao

Updated on 2023/08/21