Entry | faingo | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna Mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1] | |||
Explanations in English | Comma [3.1] | |||
Explanations in French | Virgule [1.5, 1.13, 1.66] | |||
Vocabulary | Linguistics | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Tables and plates | Punctuation marks | |||
Anagrams | faingo, figona |
Updated on 2023/09/09 |