Entry | 1 falafa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
kiran-dravinala 4 [1.1] Tahon-dravin' ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsiraka |
Explanations in English |
5 [1.2] [Betsimisaraka]
the midrib of the banana leaf. A palm. [Mal. palapah.] 6 [1.7] wall panels made of traveler's palm stalks |
Explanations in French |
7 [1.82] [Taisaka]
pétioles de ravenale qu'on assemble pour constituer les murs de la case 8 [1.19] [Tankarana] tige des feuilles du ravinala, dont on fait les cloisons des maisons. 9 [1.8] panneaux de tiges de palmier 10 [1.196] [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] (du malais palapa). Pétiole et feuilles sèches de certains Palmiers, de Ravenala (Strelitziaceae) ou de Bananiers, Musa sp. (Musaceae), utilisés pour la couverture des maisons, certaines cloisons, etc. Suivant leur origine, on distingue falafan' akondro (pour le Bananier), falafam-pontsy ou falafandravinala (pour le Ravenala), etc. |
Examples |
11 ny falafa efa voasilatsilaka be ihany, ny sasany aza efa tapaka mihitsy [2.357] 12 |Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana [2.499] 13 malefaka hoatra ny sampam-palafa ny volony milantolanto, sady mangilohilo toy ny goaika [2.996] |
Vocabulary |
14 Industry 15 Botany: palm |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Updated on 2023/08/11 |