Entry |
famoaka
(voaka)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fomba entina mamoaka [1.1]
|
Explanations in French | Ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3]
|
Compound words |
|
|
Entry |
famoaka
(voaka)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Azo avoaka [1.1]
|
Examples | Tsy famoaka any ivelany izany.
[2.472]
|
|
Entry |
famoaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
|
Explanations in English | Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole.
[1.2]
|
Vocabulary |
|