Entry | fandraribola (roritra, vola) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy [1.1] | |
Explanations in English | A corruption of the word fandroribola [1.2] | |
Vocabulary | Game | |
Synonyms | fandroribahy | |
Other spellings | fandrirobola ~ fandroribola | |
Updated on 2020/07/31 |