Entry |
fangalabola
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-dolo: ny fandainy, izany hoe ny zanany izay ataon' ny olona hoe fangalabola,
dia mikiky sy mihinina ny hazo isan-karazany, toy ny ôka, ny paiso, ny mimoza, ets. [1.10]
|
| Bibikely lavalava mifono ao anaty tranony vita amin' ny tapa-bozaka sy tapa-kazo madinika, mandeha na mihantona amin' ny hazo [1.1]
|
Explanations in French | La chenille d'une espèce de Psyché [1.3]
|
Vocabulary |
|
Entry |
fangalabola
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Karazana manavy (biby) [1.10]
|
Vocabulary |
|
Entry |
fangala-bola
(halatra, vola)
|
Part of speech | locution
|
Proverbs |
|