|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangaraka
Root  2  haraka
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba fampidirana ao amin' ny haraka
Fampiditra ao amin' ny haraka

Entry (2/2)5  fangaraka
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany
Explanations in English  8  [1.2] a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name.
9  [1.7] the mud mason wasp
Explanations in French  10  [1.8] abeille maçonne
Examples  11  Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Vocabulary  12  Zoology: invertebrates
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fangaraka

Updated on 2023/10/16