Entry (1/2) | 1 faniriana |
Root | 2 iry |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitadiavana hahazo na hanana, fitsitsiritana: Tonteraka ny faniriako [1.1] 5 vetsovetso mba hanao na hanana zavatra iray tsy eo ampelatànana [1.13] |
Explanations in English |
6 a desire, a wish [1.7] |
Explanations in French |
7 désir, souhait [1.8] 8 envie [1.13] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word faniriana |
Entry (2/2) | 11 faniriana |
Root | 12 tsiry |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Fitsimohana, fitomboana: Amin' ny lohataona no fanirian' ny ahitra [1.1] |
Anagrams | 15 faniriana, finaranay, firianana, ifaranany, nafiranay, niafarany, nifaranay |
Updated on 2023/01/20 |