Entry | 1 fanjifana |
Root | 2 jifa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] fandaniana tanteraka 5 [1.62.mg#340] fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha |
Explanations in French |
6 [1.13] consommation |
Examples |
7 Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12] |
Vocabulary |
8 Economy |
Compound words |
|
Anagrams | 11 fañafinja, fanjifana, fifanjana |
Updated on 2020/07/31 |