|
|
|
|

Entry (1/2)1  fantsy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [1.1]
Explanations in English  5  The spur of a cock. See fatsy [1.2]
Explanations in French  6  Ergot [1.3]
Examples  7  Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [2.442]
8  Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [2.558]
9  Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [2.298]
Other spellings  10  fatsy
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fantsy

Entry (2/2)15  fantsy
Part of speech  16  noun
Vocabulary  17  Botany
Explanations in French  18  Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement : [1.196]
19  Des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes. [1.196]
20  Des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [1.196]
Phytonyms 
Scientific name 

Updated on 2023/06/21