Entry (1/3) | 1 faroratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra maditidity miraikidraikitra Ny tadim-polihala |
Explanations in English |
4 [1.2] the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. |
Explanations in French |
5 [1.3] fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie 6 [1.196] Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. |
Examples |
7 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany. [2.69] |
Vocabulary |
8 Botany |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 faroratra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tambahoaka]
hala (bibikely) |
Explanations in English |
17 [1.2] a provincial name for a centipede or spider. See trambo |
Explanations in French |
18 [1.19] [Tankarana]
espèce d'araignée ; araignée (ses fils). |
Vocabulary |
19 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 20 fararotra |
Entry (3/3) | 21 Faroratra |
Part of speech | 22 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
23 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby. [2.48] 24 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48] |
Vocabulary |
25 Religions, Beliefs |
Other spellings | 26 rafaroratra |
Tables and plates |
27 The ancient idols |
Anagrams | 28 fararotra, Faroratra, faroratra |
Updated on 2021/10/13 |