|
|
|
|

Entry (1/2)1  fasiny
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso [1.1]
Explanations in English  4  a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.] [1.2]
Vocabulary  5  Music: (in general)
Compound words 

Entry (2/2)7  fasiny
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany [Sakalava] [1.1]
Vocabulary  10  Navigation

Anagrams  11  fanisy, fasiny, finisa, fisani, fisiña, nisafy, safiny, sàfiny

Updated on 2020/07/31