Entry | fiatiana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Haben' ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin' ny fiatiana: 3 litatra ny fiatian' ity siny ity [1.1] | ||
Explanations in French | Contenance, capacité [1.13] | ||
Compound words |
| ||
Entry | fiatiana | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in French | Inclusion [1.13] | ||
Vocabulary | Mathematics: algebra | ||
Anagrams | fiatiana, itafiana |
Updated on 2020/07/31 |