|
|
|
|

Entry1  filôzôfia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy
Explanations in English  4  [3.1] philosophy
Explanations in French  5  [1.13] philosophie
Examples  6  Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [2.285]
Vocabulary  7  Philosophy
Compound words 
Titles  11  Filozofia Malagasy (Rahajarizafy Antoine (s.j.))

Updated on 2024/04/14