Entry | 1 filao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kazo avo mahitsy [1.1] |
Explanations in English |
4 a tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio [Betsimisaraka]
[1.2] |
Explanations in French |
5 fiofio [Tankarana]
[1.19] 6 Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues. [Betsimisaraka] 7 Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae). [Merina] [1.196] 8 [Betsileo] |
Examples |
9 filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#19] 10 Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499#9] |
Vocabulary |
11 Botany: tree |
Synonyms | 12 fiofio |
Scientific name |
|
Quotes | 14 Texts mentioning filao |
Anagrams | 15 afilo, alifo, alofi, alofy, falio, fialo, filao, folia |
Updated on 2020/07/31 |