Entry | finiavana (nia) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1] | |
Explanations in English | Intent or purpose to do something [1.7] | |
Explanations in French | L'intention de faire une chose [1.8] | |
Vocabulary | Emotions | |
Updated on 2023/01/20 |