|
|
|
|

Entry (1/2)1  firaisana
Root  2  iray
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  [1.7] union; agreement
Explanations in French  5  [1.8] union; accord
6  [1.13] rapport sexuel, accouplement
Examples  7  Ho amin' ny firaisana no nahatongavany. [2.356#]
8  Nampianatra ny firaisana sy fifankatiavana ny mpampianatra. [2.332#]
Analogs  9  filomiana
Compound words 
Titles  12  Firaisambe Afrikana ()
Proverbs  13  Proverbs containing the word firaisana

Entry (2/2)14  firaisana
Root  15  iray
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany
Vocabulary  18  Politique
Synonyms  19  firaisam-pokontany

Anagrams  20  asafariny, firaisana, fisariana, isafarian, nisafaria, safarinay

Updated on 2023/09/09