|
|
|
|

Entry1  fivalozana (valo)
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Fanenenana sy fangataham-pamelana fa nanao hadisoana [1.1]
5  Asa atao ho fanonerana ny ratsy natao [1.1]
Explanations in English  6  A change of sentiment; regret, repentance [1.7]
Explanations in French  7  Repentir, pĂ©nitence [1.3#176, 1.8]
8  Action de demander pardon [1.3#176]
Examples  9  Ary rehefa vita izany fivalozana izany, dia amafazana miakatra ny taoka, sy anidinana kely amin' ny tany, ary sotroin' ny olona ny sisa. [2.857#176]

Updated on 2023/02/27