Entry | goatemaltèka | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena tompon-tany amin' ny tanin' i Goatemalà: 5 tapitrisa eo ho eo no isan' ny Goatelmateka
Momba an' i Goatemalà, an' i Goatemalà na avy any Goatemalà: Kafe sy hasy ary akondro no vokatra goatelmateka be indrindra [1.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: guatémaltèque. | |
Analogs | Goatemalà | |
Updated on 2020/07/31 |