Entry | 1 gramera |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba. [2.245#] 4 Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. [2.113#] 5 Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. [2.285#] |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Titles | 7 Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony) |
Updated on 2023/06/12 |