|
|
|
|

Entry1  grevy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns [1.1]
Explanations in English  4  strike [3.1]
Explanations in French  5  grève [3.1]
Vocabulary  6  Politique

Updated on 2020/07/31