Entry (1/2) | 1 hao |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1] 4 katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13] |
Explanations in English |
5 a louse, a tick. [1.2] 6 a louse [1.7] |
Explanations in French |
7 pou [1.8, 1.13, 1.82] |
Examples |
8 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#] |
Vocabulary |
9 Zoology: invertebrates |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word hao |
Article |
20 Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 21 hao |
Part of speech | 22 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 eny [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
24 oui [Taisaka]
[1.82] |
Anagrams | 25 aho, hao, hoa |
Updated on 2023/06/12 |