|
|
|
|

Entry (1/2)1  harakaraka
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Karazam-borona [1.1]
Explanations in English  5  A bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]

Entry (2/2)6  harakaraka
Part of speech  7  noun
Vocabulary  8  Health
Explanations in Malagasy  9  Aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
10  Areti-mandalo [1.78]

Updated on 2020/07/31