Entry (1/2) | 1 harendrina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona [1.1] |
Explanations in English |
4 torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana. [1.2] |
Explanations in French |
5 feux de joie du fandroana [1.3#213] |
Examples |
6 Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana. [2.857] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 harendrina |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava [1.1#415] |
Explanations in French |
13 luciole, ver luisant [1.3#213] |
Vocabulary |
14 Zoology: invertebrates |
Other spellings | 15 hirendrina, karendrina, kirendrina, kirendriny |
Updated on 2024/07/05 |