Entry | 1 hazomalama |
Elementary words | 2 hazo, malama |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo |
Explanations in French |
5 [1.196] (de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse). Probablement aussi un Casearia (Salicaceae). Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet. Il se travaille très facilement et prend un beau poli. Surtout employé en menuiserie. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
6 Botany: tree |
Updated on 2023/03/06 |