Entry |
hoho
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo) [1.1]
|
Explanations in English | A claw; a finger or toe nail [1.7]
|
Explanations in French | Griffe, ongle [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Article |
|
Entry |
hoho
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Tranombitsika ambony hazo [1.78]
|
| [Sakalava]
Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny [1.1]
|
Vocabulary |
|