Entry (1/2) | 1 hosorana |
Root | 2 hosotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy |
Explanations in English |
5 [1.7] to have something smeared or painted on it |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on peint ou enduit de quelque chose |
Examples |
7 Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#] 8 tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word hosorana |
Entry (2/2) | 14 hosorana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.196] Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne |
Vocabulary |
17 Botany |
Anagrams | 18 hanosora, hasorona, horosana, hosarona, hosorana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |