Entry | intsy | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Manondro sy manolotra tahaka ny "Intỳ", saingy enti-milaza olona na zavatra hita etsy akaikikaiky etsy: Intsy misy sary novidiko ho anao ~ Intsy ny satrokao [1.1] | |
Entry | intsy | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Betsimisaraka] Afzelia bijuga A. Gray ou Intsia bijuga (A. Gray) Kuntze (Fabaceae). Voir indrarinandra. [1.196] | |
Scientific name | Afzelia bijuga, Intsia bijuga | |
Vocabulary | Botany | |
Anagrams | intsy, tsiny |
Updated on 2020/07/31 |