Entry | 1 italianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra |
Explanations in English |
4 [3.1] Italian |
Explanations in French |
5 [3.1] italien, italienne |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 italia |
Anagrams | 8 alatinainy, itailanany, italianina, itanilanay, tailaninay, tanilainay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |