Entry | jabora | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Tavin-kena ao anatin' ny omby, menaka tsy voaempo: Ny jabora no nanaovan' ny Malagasy teo aloha labozia Tavy, menaka: Oadray ny hatavin' iny olona iny! jabora daholo izao io mihonankonana amin' ny tenany io rehefa mandeha izy [1.1] | ||
Explanations in English | Beef tallow [1.7] | ||
Explanations in French | [Tankarana] Suif. [1.19] | ||
Suif [1.8] | |||
Explanations in Malagasy | Menaka azo avy amin'ny biby [1.13] | ||
Explanations in French | Graisse, suif [1.13] | ||
Phytonyms |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word jabora | ||
Entry | jabora | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Karazana hala maitsomaitso [1.1] | ||
Vocabulary | Zoology: invertebrates | ||
Updated on 2020/07/31 |