|
|
|
|

Entry1  jeografia
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sampam-pahalalana ianarana ny momba ny tany. Misy karazany efatra lehibe ny jeografia: ny mandinika momba ny toetoetra amam-bikan' ny vohon' ny tany jeografia fizika), ny mandinika momba ny fari-ponenan' ny olombelona, ny fitsinjarany araka ny volon-kodiny jeografia mifandray amin' ny olombelona), ny mandinika momba ny vokatry ny tany (jeografia ara-pamokarana), ny mandinika momba ny fitondram-panjakana sy ny fifampikasohan' ny firenena samihafa (jeografia politika)
Vocabulary  4  Geography: (in general)
Titles  5  Fianarana jeografia (Rakotonaivo François)
6  Tantara sy jeografia fitaizana ho isam-bahoaka ()

Updated on 2020/07/31