|
|
|
|

Entry1  jiodo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely
Vocabulary  4  Sports

Updated on 2024/12/07