Entry | 1 jioga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazo efajoro mitohy amin' ny tanantsarety izay ampidirana ny lohan' ny omby ka anerena azy hitarika ny sarety Fahefana manery: Tao ambany jiogan' ny vahiny ny firenentsika nandritra ny enimpolo taona mahery |
Explanations in English |
4 [1.7] an ox-yoke |
Explanations in French |
5 [1.8] joug |
Vocabulary |
6 Economy: breeding, farming |
Other spellings | 7 zioga |
Updated on 2020/07/31 |