|
|
|
|

Entry1  kabinetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran' ny minisitra ao amin' ny fanjakana iray
4  Filan-kevi-pitondrana ao amin' ny minisitera iray na ao amin'ny governemanta: Izy no lehiben'ny kabinetran'ny Minisitra ~ Misy fivorian'ny kabinetra anio [1.1]
Explanations in French  5  Cabinet, conseil des ministres, membres de ce conseil [1.3]
Vocabulary  6  Politique

Anagrams  7  kabinetra, natrebika

Updated on 2020/07/31